[ Ecouter ce morceau ] [ Ajouter ce morceau à mon blog ]
- Titre : Kamarady
- Album : Bessino de retour
- Année : 2009
Paroles :
dédicasse pour tous mes potes à tous ceux ki me connaissent ..couplet 1 :
Ho marigné fa kamarady misy ny tsara misy ny ratsy
fa akory ma ato , fa fomban'ny eto ambony tany tsy lany dra-ratsy
kamarady mamelo , kamarady mafaty
ka tsy midika zegny kaza misia kamarady
ho ry zandriko diniho tsara zegny inn, ho ry namako hevero tsara zegny inn.. fa kamarady , kamarady misy ny tsara .



